| Entry | mifanaiky (aiky) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady Mifanaraka, manapakevitra miaraka: Tsarovy ja nifanaiky tamiko ianao fa hanome vola ariary zato ahy Enti-milaza olona roa mifanao fanekena fa hivady: Efa nifanaiky teo imason' Andriamanitra sy ny fiangonana ianareo [1.1] | |||||||||
| Comme mifaneky [1.3] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/02/27 |
|