| Examples | Ao ny mpivady mifampitory mbola mifampivazavaza, ao ny azo namaky trano, ao ny mitaraina very zanaka, ao ny maratra nosakanan' olona teny an-dalambe, ao ny novonoin' olona saka na alika, ao ny nisy nanainga akanjo teny an-tohatohabato, ao ny nokaikerin' ny rafozany fa mamo izy.
[2.4]
|
| Morphology |
| Present : |
mifampivazavaza,
mifampivazavazan',
mifampivazavazan-,
mifampivazavazam- |
| Past : |
nifampivazavaza,
nifampivazavazan',
nifampivazavazan-,
nifampivazavazam- |
| Future : |
hifampivazavaza,
hifampivazavazan',
hifampivazavazan-,
hifampivazavazam- |
|