|
|
|
|

Entry mifamotaka (fotaka)
Part of speech active verb
 Mifangaro be, mifanjevo, misafotofoto miady misy fotsy maso: Nifamotaka tao ilay alika anankiroa ka vory ny ankizy nijery [1.1]
Morphology 
Present : mifamotaka
Past : nifamotaka
Future : hifamotaka

Updated on 2023/01/20