| Entry | mifafa (fafa) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manala ny loto, fako, potipoti-javatra amin' ny kifafa: Mifafa tokotany isa-maraina ny olona madio [1.1] | |||||||||
| To sweep, to wipe, to clear away. [1.2] | |||||||||
| Examples | Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | mamafa | ||||||||
| Entry | mifafĂ (fafa) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mifafa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/09/09 |
|