|
|
|
|

Entry mifaditra (faditra)
Part of speech active verb
 Manala faditra izany hoe manao faditra mba hisakanana loza atahorana hanjo, na mosavy, na aretina sakanana tsy hahavoa. [1.1]
 Having the faditra offered for one. [1.2]
Morphology 
Present : mifaditra
Past : nifaditra
Future : hifaditra
Imperative : mifadira

Updated on 2023/10/06