|
|
|
|

Entry mifadiditra (fadiditra (diditra))
Part of speech active verb
 Mihorongorona, mihodidina, mandadina: Mifadiditra amin' ny vatan-kazo ny vahy
Mifanolana, mifampiditra: Mifadiditra ny fakan' ireto hazo ireto [1.1]
 To be in an entangled state. [1.2]
 Etre entortillé, être roulé tout autour, être entrelacé [1.3]
Morphology 
Present : mifadiditra
Past : nifadiditra
Future : hifadiditra

Updated on 2023/01/20