| Entry |
midorehitra
(dorehitra (rehitra))
|
| Part of speech | active verb
|
| | (izay matetika ialohan' ny teny hoe mena) Mena mivaivay [1.1]
|
| | To be a bright flaming red [1.7]
|
| | être rouge comme le feu [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny;
[2.470]
|
| 2 | Ny lokon'ny fitafiana nidorehitra nanaovany dia azo namantarana azy avy hatrany ho mpiantsambo tojo seranana
[2.583]
|
|
| Morphology |
| Present : |
midorehitra |
| Past : |
nidorehitra |
| Future : |
hidorehitra |
|
|