Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
mi
do
naka
(
do
naka
)
Part of speech
active verb
Mivoaka setroka:
Midonaka izany afo izany
[
1.1
]
To give off smoke
[
1.7
]
Donner de la fumée
[
1.8
]
Examples
1
Tsy fantatra intsony lehiroa izay
midonaka
, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra.
[
2.470
]
2
Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy
nidonaka
foana.
[
2.472
]
Morphology
Present :
mi
do
naka
Past :
ni
do
naka
Future :
hi
do
naka
Updated on 2022/09/12