|
|
|
|

Entry midokadoka (dokadoka)
Part of speech adjective
 Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto izany [1.1]
 Pousser luxurieusement [1.3]
Examples nahafinaritra io tany io , ary ny rotra maniry be dia be, ary midokadoka tsara, ka an-tsisin'ny rano mandeha no anirieny. [2.59]

Updated on 2023/01/20