|
|
|
|

Entry midodododo (dodododo)
Part of speech active verb
 Mandeha haingana, mihazakazaka: Lasa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka
Mirohotra haingana: Nidodododo ny vahoaka mba hamonjy ny haintrano
Tonga maika dia maika: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo anareo amin' izao fahoriana izao [1.1]
 To hurry to approach [1.7]
 Se presser d'accourir [1.8]
Morphology 
Present : midodododo
Past : nidodododo
Future : hidodododo
Imperative : midodododoa

Updated on 2023/01/20