| Entry | mibolidy (bolidy) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitsoaka mandositra Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|