|
|
|
|

Entry mibarara (barara)
Part of speech active verb
 Miaiky ho diso rehefa avy nopotsirina ny ratsy na ny lainga, na naharihary ny marina: Natahotra Rabe ka nibarara teo anoloan' ny mpamototra [1.1]
Morphology 
Present : mibarara
Past : nibarara
Future : hibarara

Updated on 2023/01/20