| Entry |
mibaboka
(baboka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin' ny olona nanaovana hadisoana: Nibaboka tamin' ny rainy ilay zaza mpandany ka noraisin-drainy tamim-pitiavana [1.1]
|
| | To lie prostrate, to fall prostrate [1.2]
|
| | To fall prostrate, to submit
oneself; to make a full confession [1.7]
|
| | Être prosterné, demander pardon [1.3]
|
| | Se prosterner, se soumettre; avouer tout [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana.
[2.298]
|
| 2 | Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity.
[2.528]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mibaboka |
| Past : |
nibaboka |
| Future : |
hibaboka |
| Imperative : |
mibaboha |
|
|