|
|
|
|

Entry miatrika (atrika)
Part of speech active verb
 Mitodika mankamin' ny... mipetraka na mijoro eo anatrehan' ny,,. (Azo lazaina ho mitovy amin' ny "manatrika" ihany izy, fa ny "miatrika" manisika hevitra fahavononana sy fandraisana anjara fa ny "manatrika" kosa, fanatrehana fotsiny: Miatrika fanadinana ~ Manatrika lanonana) [1.1]
 To face, as antagonists; to meet face to face; to answer, as a defendant; to meet, to stand to. [1.2]
Examples Miady ny tany, ka tsy maintsy miatrika izany ny tena. [2.472]
Morphology 
Present : miatrika
Past : niatrika
Future : hiatrika
Imperative : miatreha

Updated on 2023/01/20