| Entry | miaro (aro) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Taisaka] Mialona, miady noho ny fialonana [1.78] | |||||||||
| Manao izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho Mitahy: Miaro antsika lalandava Andriamanitra Misakana tsy ho voa: Miaro ny voa vao nafafy amin' ny hainandro ireto ampanga ireto Mandrara: Miaro ny sahany tsy hihazana izy Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto [1.1] | |||||||||
| To defend, to guard, to protect, to forbid, to prevent; to watch with jealously. [1.2] | |||||||||
| To protect, to defend [1.7] | |||||||||
| Protéger, défendre [1.8] | |||||||||
| Protéger [1.13] | |||||||||
| Examples | Elobe iray no tsy misaraka an' dRainitoandro isam-pahavaratra ary kapa fingotra natao tamin' ny kodiaram-piarakodia no kiraro miaro ny faladiany.
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|