| Entry | miantsoantso (antsoantso (antso)) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Miteny mafy, milelalela [1.1] | |||||||
| Examples | ... milahatra isika rehetra, hatao tokony ho dimy metatra ny elanelantsika tsirairay avy, miara-mandroso mihazakazaka sy miantsoantso manatona ny tranon' i Beomby, dia samy manao izay hidirany ao amin' izay.
[2.472] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|