|
|
|
|

Entry miandahy (lahy)
Part of speech active verb
 Manao asa fanaon-dehilahy. [1.1]
Examples Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana. [2.471]
Morphology 
Present : miandahy
Past : niandahy
Future : hiandahy

Updated on 2023/08/11