| Entry |
mianatra
(anatra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marika izahay isan-kariva Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fitenin' i nenibe Ikoto ka mampihomehy erỳ [1.1]
|
| | To learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach. [1.2]
|
| | To learn; to imitate; to go to school [1.7]
|
| | Apprendre; aller à l'école; imiter [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara?
[2.472]
|
| 2 | Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina.
[2.471]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mianatra |
| Past : |
nianatra |
| Future : |
hianatra |
| Imperative : |
mianara |
|
|