|
|
|
|

Entry miaiky (aiky)
Part of speech active verb
 Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra
Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany [1.1]
 To confess, as sins or faults, to acknowledge. [1.2]
 To give in, to confess [1.7]
 Comme mieky [1.3]
 Se rendre, avouer, confesser [1.8]
Examples vaky lainga, izany hoe ataon'ny fiainana eto an-tany miaiky fa resiny. [2.313]
Morphology 
Present : miaiky
Past : niaiky
Future : hiaiky
Imperative : miaike

Updated on 2023/08/11