|
|
|
|

Entry miafina (afina)
Part of speech active verb
 Miery mba tsy ho hita [1.1]
 To be concealed, to be in hiding. [1.2]
 To hide [1.7]
 Se cacher [1.3, 1.8]
 être caché [1.3]
Examples 
1Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [2.324]
2Ary angamba koa, any am-poko miafina any, tsy te-hahita ny hasambaran' i Lanto aho, ka hany heriko milefa. [2.471]
Morphology 
Present : miafina
Past : niafina
Future : hiafina
Imperative : miafena

Updated on 2023/01/20