| Entry |
mendrika
(endrika)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Enti-milaza olona (na ny fihetsiny) manana fahamboniana mitandro ny hajan' ny tenany: Lehilahy mendrika izy ka tsy mahagaga raha voafidin' ny vahoaka Tokony hanana, tokony hahazo, noho ny toetrany na ny zava-bitany: Mendrika hofatzina ny olona nahavita heloka ~ Mendrika fiderana ny mpandresy Sahaza, mifanaraka, mifanentana: Hahazo valiny mendrika ny asany avy ny olon-drehetra [1.1]
|
| | Worthy, deserving, dignified (distinguish from miendrika)
[1.7]
|
| | Digne, qui mérite; (à distinguer de miendrika)
[1.3, 1.8]
|
| Examples |
| 1 | mendrika loatra nataon' ny Frantsay amin' ny maha-firenena miady azy:
[2.472]
|
| 2 | Nahatsapa ny tenany ho diso koa izy ka mendrika ny tsorakazo nomaniny.
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
mendrika,
mendri- |
|
|