|
|
|
|

Entry Menarahaka
Part of speech name (toponym) [Full list]
 Renirano. 180 km. [3.1]
 Affluent de la Mananara du Sud (180 km.), qui prend sa source sur le versant ouest de l'Andringitra du Sud, à Lamboany, descend vers le sud-ouest et se joint aux eaux de l'Ionaivo et de l'Itomampy venues du massif du Vohimainty, pour former la Mananara; par sa direction est-sud-est, elle peut être considérée comme l'origine de la Mananara. [1.11]
Vocabulary 
Examples 
1Niala tany Inongy Andriamena ka nifindra tao Ranomena, renirano sampan' i Menarahaka ao [2.508]
2Io ony io dia « Menarahaka », izay mandeha avaratra sy andrefana ary atsimon ' Ivohibe, ka miditra ao atsimon' i Vangaindrano « Mananara » no anarany rehefa tonga any. [1.353]
Coordinates -19, 47.5
Toponymy mena#mg.aj, rahaka#mg.n

Updated on 2024/09/04