| Entry |
menakely
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | mena,
kely |
| | (taloha) Tany iadidian' ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jereo menabe)
[1.1]
|
| | Fief seigneurial [1.431]
|
| | Terres et sujets des seigneurs féodaux, par opposition au menabe, terres et sujets du domaine royal [...]
[1.11]
|
| Examples |
| 1 | Nanan-karena sady be menakely Andriambahoaka;
[2.69]
|
| 2 | Tsy hataoko menakely ianareo fa ataoko menabe.
[2.508]
|
|
| Synonyms | |
| Analogs |
menabe |
|
| Entry |
menakely
|
| Part of speech | noun
|
| | Karaza-mofo atao amin' ny kobam-bary misy siramamy ka endasina [1.1]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Mofo menakely na ramanonaka no hany sakafo nohanin' ny olona.
[2.472]
|
| 2 | Ny ankizy no nitondrany vatomamy sy menakely ka avy hatrany dia nandrapaka.
[2.470]
|
|
|