|
|
|
|

Entry meloka (heloka)
Part of speech adjective
 Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka [1.1]
 Crooked [1.2, 1.7]
 Courbe [1.3, 1.8]
Examples ny hazo meloka aza tambinana; [2.69]

Entry meloka (heloka)
Part of speech adjective
 Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, [1.1]
 Guilty, criminal, sinful [1.2]
 Guilty [1.7]
 Coupable [1.3, 1.8]
Examples 
1Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [2.508]
2koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka. [2.654]
3Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy. [2.48]

Entry meloka (heloka)
Part of speech adjective
  [Bara] tezitra [1.78]
 Angry, displeased [1.2]

Entry Melòka
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Malluch [2.996]
 Malluk [2.996]
Vocabulary 
Examples Benjamina, Meloka, Samariasa; [2.996]
Synonyms Maloka

Updated on 2023/02/23