| Entry | Melaky | ||
| Part of speech | name (toponym) | ||
| Faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1] | |||
| Vocabulary | |||
| Examples | Na eo aza izany, ny volana mey 2008, ny Ministeran’ny Angovo sy ny Harena an-kibon’ny tany tamin’ny alalan’ny Birao miandraikitra ny Sora-pananan-tany misy harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara (BCMM) dia nandefa tolo-bidy nasionaly sy iraisam-pirenena ho an’ny fitrandrahana ny fihondronam-by an-kibon’ny tany ao amin’ny manodidina an’i Soalala, Faritra Boeny sy Melaky.
[4.27] | ||
| Tables and plates | The twenty-two regions | ||
| Illustrations |
| ||
| Updated on 2026/02/18 |
|