| Entry | mby | |
| Part of speech | particule | |
| Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am-bavahady ny fahavalo ka miomana daholo ny vatan-dehilahy [1.1] | ||
| At the point of [1.7] | ||
| Sur le point de [1.8] | ||
| Examples | Rehefa mby tany an-trano, dia nanao izay hahaverivery dia ny sainy izy;
[2.324] | |
| Updated on 2023/10/20 |
|