|
|
|
|

Entry mavibika (vibika (vika))
Part of speech adjective
 Kingakinga sy matanjaka
Matanjaka sady marisidrisika kingakinga: Mahafinaritra ahy iny zokin' ise iny fa mavibika [1.1]

Updated on 2023/01/20