| Entry | matsatso (tsatso) | |
| Part of speech | adjective | |
| Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso [1.1] | ||
| Examples | Mahery fofona sady matsatso!
[2.471] | |
| Entry | Matsatso | |
| Part of speech | name (anthroponym) | |
| Vocabulary | ||
| Examples | Ary milalao i Soratra sy Matsatso.
[2.48] | |
| Tables and plates | The ancient idols | |
| Updated on 2023/01/05 |
|