|
|
|
|

Entry matsaotsao (tsaotsao)
Part of speech adjective
 Tsy misy tsirony sady matsatsaka any am-bava, ka fiteny indrindra amin' ny vodin-javamaniry fihinan, ny voankazo...: Matsaotsao izany paoma izany
Mitovy hevitra: be rano ~ maranorano [1.1]
 En parlant des tubercules ou des fruits : fades, trop aqueux, insipides [1.196]
Synonyms mitsaotsao

Updated on 2023/01/20