| Entry | matoky (toky) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy Mametraka fianteherana, fitokiana amy...: Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao intsony aho Mino: Natoky ny filazany aho ka dia nandeha Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao [1.1] | |||||||||
| [Tambahoaka] Mino [1.78] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|