| Entry | matoa | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | ma, toa | |
| Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay [1.1] | ||
| Aîné [1.54] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | matoa | |
| Part of speech | adjective | |
| Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra [1.1] | ||
| Updated on 2025/02/12 |
|