| Entry |
matetika
(tetika)
|
| Part of speech | adjective or adverb
|
| | Imbetsaka ary mifanakaiky ara-potoana:
Mamangy an-janany matetika izy. [1.1]
|
| | Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety:
Ataovy matetika ny ketsa raha ta hahazo vary betsaka ianao. [1.1]
|
| | Often [1.7]
|
| | Frequent [1.2, 1.7]
|
| | Used of intervals of time or space in contradistinction to mahalana.
[1.2]
|
| | Souvent [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]
|
| | Fréquent [1.3, 1.8]
|
| | Serré, pas assez espacé. [1.5]
|
| | Häufig halatra, loza matetika
häufige Diebstähle, Unfälle = wiederholt [1.56]
|
| | HäufigDie Infektion tritt in jedem Alter auf, häufig aber bei
Kindern. -- Er hat es ihr so oft gesagt, dass sie es eigentlich
wissen müßte. lalana aleha matetika
ein häufig benutzter Weg;
boky vakiana matetika
ein häufig gelesenes Buch;
mamangy olona matetika
jemanden häufig besuchen = mehrmals, oftmals != einmal, selten. [1.56]
|
| Examples | Nifankahita matetika teo amin'ny rano mafana teo ireo zatovo roa nifankatia tamin'eritreritra ireo
[2.324]
|
| Morphology |
|
| Antonyms |
|