| Entry | masiso (siso) | |
| Part of speech | adjective | |
| Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy Jereo maimbo [1.1] | ||
| Fermented, rotten [1.7] | ||
| Fermenté, pourri [1.8] | ||
| Examples | Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso.
[2.472] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|