|
|
|
|

Entry marofy (rofy)
Part of speech adjective
 Marary, voan' ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra [1.1]
 Ill, feeble [1.7]
 Débile, maladif [1.8]
Vocabulary 
Examples Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry. [2.996]
Morphology 
Present : marofy
Past : narofy
Future : harofy
Derivatives 

Updated on 2023/05/15