| Entry | marisarisa (risarisa (risa)) | |
| Part of speech | adjective | |
| Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy [1.1] | ||
| Mahatsiaro tena ho tsy metimety [1.13] | ||
| Not very well [1.7] | ||
| Indisposé, souffrant [1.8] | ||
| Malaise [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Sahiran-tsaina ve ianao fa marisarisa ny zanakao?
[2.117] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|