| Entry | marirana (rirana) | |
| Part of speech | adjective | |
| Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra Enti-milaza tarehin' olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka [1.1] | ||
| Examples | Tahaka ny saingona ka ny anarana no matavy fa ny tena mahia sy marirana.
[2.346] | |
| Derivatives |
| |
| Entry | marirana | |
| Part of speech | noun | |
| [Sakalava] (sens général : avoir des côtés ou des angles en saillie, allusion aux côtes de la tige) Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Nom cité par Dandouau. Voir aussi vahimarirana. [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Scientific name | Paullinia pinnata | |
| Updated on 2023/01/20 |
|