|
|
|
|

Entry marikoriko (rikoriko)
Part of speech adjective
 Tsy tia mainty, madikidiky, sorena, maloiloy: Marikoriko aoka izany aho rehefa mandalo eo akaikin' io fitòeram-pako io
Lotika [1.1]
 Disgusted, nauseated [1.7]
 Dégoûté, qui a des nausées [1.8]

Entry marikoriko
Part of speech active verb
  [Bara] Tehandoa [1.78]

Updated on 2010/11/21