| Entry | marikoditra | ||||
| Part of speech | locution | ||||
| Elementary words | marika, hoditra | ||||
| (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo [1.1] | |||||
| Mihorin-koditra noho ny hatsiaka [1.62] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Examples |
| ||||
| Updated on 2023/06/17 |
|