|
|
|
|

Entry marèna (marina)
Part of speech imperative of adjective marina [Full list]
  [Tanala] Mipetraha tsara [1.78]
 Sois juste [1.20]
Examples 
1Dia marena tokantrano, anaka. [2.346]
2Fa aorian' izany kosa dia samy maka amin' izany rano ao anaty fitoerany izany avokoa- ny ao an-trano ka mamafy izany amin' izy roa, izay arahin-teny hoe: "Marena an-tokantrano! [2.436]

Entry mareña
Part of speech adverb [Full list]
  [Tambahoaka] ampitso [1.78]

Updated on 2023/08/20