| Entry | mantamanta (manta) | |
| Part of speech | adjective | |
| Tsy dia tena manta Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta [1.1] | ||
| Examples | Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanàna.
[2.472] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|