| Entry |
manosotra
(hosotra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandalotra, manatavona amin' ny menaka, loko, fotaka, savony: Manosotra menaka ny tarehiny i Sahondra isan' alina Manamasina, mametraka na manokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Manosotra ho mpitandrina [1.1]
|
| | To smear, to paint, to apply a coating; to anoint with saliva etc. [1.7]
|
| | Barbouiller, enduire: oindre; peindre [1.8]
|
| | Badigeonner [1.13]
|
| Examples | Tamin' ny fifandonana nisy teny rehetra teny, hita izany manamboninahitra lefitra frantsay sara-namana izany, ka nanosotra fota-mainty ny tarehiny sy ny tanany, izany teknisiana nanao malabary sy satroka mololo be sofina, izany sambo-belona tafiditra anaty vondrona miaramila gasy, tsy sahy nisoka-bava, fa sao hampagain' ny fiteniny.
[2.472]
|
| Morphology |
| Present : |
manosotra |
| Past : |
nanosotra |
| Future : |
hanosotra |
| Imperative : |
manosora |
|
|