| Entry |
manosika
(tosika)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro [1.1]
|
| | To shove; to urge [1.7]
|
| | Pousser [1.8]
|
| Examples |
| 1 | ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany.
[2.48]
|
| 2 | Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany.
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manosika |
| Past : |
nanosika |
| Future : |
hanosika |
| Imperative : |
manoseha |
|
|