|
|
|
|

Entry manoratra (soratra)
Part of speech active verb
 Manao soratra: Mahay mamaky fa tsy mahay manoratra i Bakoly
Mandatsaka an-tsoratra: Iza no nanoratra ny anaranao tao amin' ny rejisitra?
Mandefa taratasy: Nanoratra tamin' ny ankizy any Toamasina sy Mojanga aho
Mamorona: i Rodlish no nanoratra ny "Sangy mahery" [1.1]
Morphology 
Present : manoratra
Past : nanoratra
Future : hanoratra
Imperative : manorata

Updated on 2023/01/20