| Entry |
manopy
(topy)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandefa, manatodika (ny maso) mba hijery kely miserana: Manopy maso amin-javatra Manipy [1.1]
|
| | To glance at To throw water, etc., on [1.7]
|
| | Jeter un coup d'oeil sur Asperger d'eau [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Nony nitraka izy dia nanopy maso farany ny marary, dia hoy izy:
[2.470]
|
| 2 | Diso aho, satria iny tovolahy iray tsy natahotra ny fidaniky ny andro no namakivaky ny tora-pasika mahamay tamin'ny famindra nivembena, nanopy tsindraindray tami'ny manodidina, nahatazana ahy nivalapatra teo amin'ny aloka, dia nanitsy ny nisy ahy.
[2.583]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manopy |
| Past : |
nanopy |
| Future : |
hanopy |
| Imperative : |
manopaza |
|
|
| Entry |
mañopy
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Taisaka]
Miambina, miandry [1.78]
|
|
| Entry |
mañopy
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Taisaka]
Mamela vatsy [1.78]
|
|