| Entry |
manontany
(ontany)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao teny mila setriny na valiny: Manontany anao aho ka valio Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman' endriky ny tany ny mpampianatra Maka ambavany, mamotopototra: Nanontany ny voampanga ny mpamototra [1.1]
|
| | To inquire, to investigate, to make a search, to question [1.2]
|
| | To ask a question, to interrogate [1.7]
|
| | Poser une question; questionner, interroger [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny.
[2.472]
|
| 2 | Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy.
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manontany |
| Past : |
nanontany |
| Future : |
hanontany |
| Imperative : |
manontania |
|
| Synonyms | |
|