|
|
|
|

Entry manongona (songona)
Part of speech active verb
 Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany
Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana
Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra [1.1]
Morphology 
Present : manongona
Past : nanongona
Future : hanongona
Imperative : manonna
Synonyms misongona

Entry manongòna (songona)
Part of speech imperative of active verb manongona [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20