| Entry | manolokolo (kolokolo) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny manolokolo ireto voninkazo ireto mandritra ny tsy maha-eto ahy [1.1] | |||||||||
| To treat with special care, to cherish [1.7] | |||||||||
| Prendre soin de; chérir [1.8] | |||||||||
| Examples | Ifarimbonan' izy mianakavy ireny ka eny an-tsaha eny no ahitana azy rehetra manolokolo ny voliny.
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | manakolokolo | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|