| Entry |
mankarenina
(renina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Enti-milaza feo mafy dia mafy ka mahatonga ho marenina: Asaivo mangina izany ankizy izany fa mankarenin-tsofina [1.1]
|
| | Rendre sourd [1.3, 1.5]
|
| Examples | hoy ny mpanofa trano tao an-tany, ka mankarenina izato miliny!
[2.499]
|
| Morphology |
| Present : |
mankarenina |
| Past : |
nankarenina |
| Future : |
hankarenina |
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
mankarenina
(renina)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Assourdissant [1.5]
|
| Examples | Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny.
[2.471]
|
| Morphology |
| Present : |
mankarenina |
| Past : |
nankarenina |
| Future : |
hankarenina |
|
|