| Entry | mankamasina (masina (hasina)) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Manaja ho toy ny zava masina: Mankamasina ny andro alahady ny Kristianina Mitsaoka, matoky: Aza mankamasina ny sampy sy ny ody fa mahamenatra [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | mahamasina ~ manamasina | ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|