|
|
|
|

Entry man (zo)
Part of speech active verb
 Mahazo, mihatra amy...: tsy fantatra izay manjo azy any lavitra any
Enti-milaza loza na fahoriana mihatra amin' olona iray, fahafatesan-kavana: mana-manjo [1.1]
 To befall, to happen to someone [1.7]
 Frapper (se dit d'un malheur) [1.8]
Morphology 
Present : manjo
Past : nanjo
Future : hanjo
Quotes 

Entry manjo
Part of speech active verb
  [Tambahoaka] mikendry [1.78]

Updated on 2023/09/19